icon-ravinala

Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Antananarivo, 
Noho ny toe-javatra misy amin’izao fotoana izao eto Antananarivo, misy amin’ireo sidina no hiaran'ny fiovana.
Asaina isika mpandeha mba hifandray mivantana amin’ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka mikasika ny sidina.
Mametraka ny fialantsiny izahay noho ny fanelingelenana

HO AN'NY MPANAO GAZETY

Izay rehetra mila fantarina momba ny orinasa

Karazana

Ho an'ny mpanao gazety

Résultat : 

Mifandraisa aminay

Mpandeha ve ianao, olon-tsotra, matihanina na olon-kafa ka te hahazo fanazavana fanampiny, hanome soso-kevitra na mety hametraka fitarainana? Mifandraisa aminay, vonona hanome ny valiny ilainao sy hanampy anao ny ekipanay.