icon-ravinala

Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Antananarivo, Zoma 26 Septambra 2025
Noho ny toe-javatra misy amin’izao fotoana izao eto Antananarivo, misy amin’ireo sidina no hiaran'ny fiovana.
Asaina isika mpandeha mba hifandray mivantana amin’ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka mikasika ny sidina.
Mametraka ny fialantsiny izahay noho ny fanelingelenana

INONA AVY NY ASANAY

Inona ny asa misy ato aminay

Mitady asa misy dikany ho anao ve ianao ? 

HIARAKA AMINAY

ASA

Ny sehatr'asa misy ato aminay

Te-hiditra ao amin’ny ekipan’ny Ravinala Airports ve ianao? Tadiavo ny làlana mety aminao ao amin’ireo asa misy ato aminay. Raha manana soatoavina mitovy amin’ny anay ianao, fitsinjovana, faniriana, ny fahafaham-po amin’ny tolotra omena ary ny fandraisana andraikitra, dia aza misalasala fa mametraha fangatahana avy hatrany !

FANODONANA NY SERANAM-PIARAMANIDINA

FITANTANAM-BOLA SY TOE-KARENA

TOMPON'ANDRAIKITRY NY MPIARAMIASA

FIKOJAKOJANA SY TETIKASA

LALÀNA SY FIANTOHANA

FANDRARAHÀNA ARA-BAROTRA SY HAI-VAROTRA

KALITAO SY ANDRAIKITRA ARA-PIARAHAMONINA

HAITAO ARA-KAJY MIRINDRA

SERASERA

POLITIKA RH

Ahoana ny fomba hamoronana tontolo manome lanja ny fahaizanao amin’ny alalan’ny politika RH ato aminay

Manatòna anay

Mitady asa vaovao ve ianao? Aza mitady lavitra, tongava manatevina ny ekipanay !