icon-ravinala

Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Antananarivo, 
Noho ny toe-javatra misy amin’izao fotoana izao eto Antananarivo, misy amin’ireo sidina no hiaran'ny fiovana.
Asaina isika mpandeha mba hifandray mivantana amin’ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka mikasika ny sidina.
Mametraka ny fialantsiny izahay noho ny fanelingelenana

GALLERY

Fantaro ny zava-nisongadinay

Tsidiho ao amin’ny sary ny seranam-piaramanidina Ravinala

Gallery

Vokatra : 

Mifandraisa aminay

Mpandeha ve ianao, olon-tsotra, matihanina na hafa? Te hahazo fanampim-panazavana ve ianao, hanao soso-kevitra na hametraka fitarainana? Mifandraisa aminay, vonona hanome anao ny vaovao sy fanampiana ilainao ny ekipanay.

Press room